You are here: home > Tononkira > JESUS LOVERS.JL

Asandratray (JESUS LOVERS.JL)

Asandratray any amin'ny Avo ny Anaranao!
Ny olona rehetra hiankohoka eo Aminao!
fanahy na izay mety ho hery...
n'inona,n'inoana , n'iza n'iza? n'aiza n'aiza Hanandratra, n'iza n'iza , n'aiza n'aiza Hanandratra. x2

Ref: Dera sy Laza mandrakizay
efa Anao hantram'izay!
Marina oa eee!
Masina oa eee!
velona e! Jesosy e!. x2

2) Miaina amin'ny Fifalianao ny navotanao,
tsy very maina ny rĂ¡ izay nalatsakao!
hijoro eo anattononkira.serasera.orgrehanao hira ho Anao!
n'iza n'iza, n'aiza n'aiza hanandratra
n'iza n'iza ,n'aiza hanandratra!

Ref: Dera sy Laza mandrakizay
efa Anao hatram'izay,
Marina oa eee!
Masiana oa eee!
Velona ee! Jesosy eee!

Hianao ilay tsara indrindra
Hianao no Ankalazaina
Hianao no ambony indrindra
Mendrika ho Deraina! x3

Ref: Dera sy Laza mandrakizay
efa Anao hatram'izay,
Marina oa eee!
Masina oa ee!
Velona eee! Jesosy eee! ! he he!7 x2

A/c : Tolotra Nirina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JESUS LOVERS.JL
Mpamaky : 61
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rovatiakorazafy19
Tamin'ny : 07/01/2019 09:39:44
ID : 11251

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo