Tonton Jess (Jess Flavi One)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues, yes
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy ,less
Tantarao ! fa miandry ny neveux sy nièces

Ity misy seza ho anao
dia maka place


Tsy rahampitso fa androany isika hiresaka zavatra maro
Teny tsy mifampiditra fa mety hifangaro
Inoako fa hitondra tsikitsiky ho anareo
Fa raha toa ka tsy izay no miseho dia
Afaka tsy mihaino 'nareo

Fa andao ary isika hianatra hanisa
(Fa hianatra hanisa ahoana?
Izahay ve efa nandia fianarana
dia... mbola hampianarinao foana e?)
Eny e! fantatro izany hoe
fa ianareo tsy atoro manisa
Fa ny tsy fantatrareo rankizy
Dia ity amin'ny fomba hafa mihitsy ...

un: Henri Ratsimbazafy
deux: Do Rajohnson
trois: Tragédie
quatre: Quat' de luna
cinq: Cinquelidalana
six: Sixpence
sept: Fifty sept
huit: Huitney Houston
neuf: Neurth and Center
dix: Dix is la best
onze: Onzelinah Jolie
douze: Djamel de douze .

Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues,yes
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy ,yes
Tantarao ! fa miandry ny neveux sy nièces
Ity misy seza ho anao dia maka place .

Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues,yes
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy ,yes
Tantarao ! fa miandry ny neveux sy nièces
Ity misy seza ho anao dia maka place

-Autre chose !autre chose! Autre chose tonton Jess!! Autre chose !autre chose !
On veut autre chose !

-Ok! bon :
BM double pieds
Ranjorover
Ferrari
Kibota
Tratra 104
Kourvety
Tête de cortège
Tête de noeud

Hitanao amin'izany
Fa izaho tsy maka sarotra rehefa manao vazo
Zahay the one in the
Fa tsy Damian with Skrillex Azafady izaho mba manala
Inspiraka bobaka tsy mety ho lany
Bonbon klate omeko ny saoka
Omenao kafé sa makasoka Omenao coupé na izaho maka seka
Ao misy akanjo raha mangashiaka

Mais c'est quoi ce delire?
Izay aloha rankizy fa lasa aho an!
Amin'ny manaraka indray .

Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy yes,
Tantarao! fa miandry ny neveux sy nièces
Ity misy seza ho anao dia maka place.

Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy yes,
Tantarao! fa miandry ny neveux sy nièces
Ity misy seza ho anao dia maka place.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jess Flavi One
Vangy : 5420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vetsomena
Daty : 23/11/2016 12:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871