You are here: home > Tononkira > Jérôme Randria

Fantatro ry Neny (Jérôme Randria)

Nitsiky ianao, ry neny tiako
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao

Roapolo taona, 'zao androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany , ami'zao tonotolo izao
Ianao no tsara indrindra, tsy foiko anatiTsiky dia ampyko ao

Neny tiako ianao, masoandro ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO

Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA

Hevitra mandeha

Randlal58 (30/11/2017 07:53:34)

Mankasitraka. Hira natokana ho tena fitiavan'ny reny. Sady misy lanjany aok'izany ny tononkira.

jakavo (27/11/2017 12:35:41)

tiako ty vazo ty

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jérôme Randria
Mpamaky : 227
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Randlal58
Tamin'ny : 24/11/2017 13:51:20
ID : 10196

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo