Tsy malagasy (Jeanne Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy malagasy izany feonkira izany
Kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany
Ekeko tsotra zao fa samy manana ny tiana
Kanefa na dia izany aza ny an'ny tena aza ariana

Tsy terena ianao, tsy vozonana koa
Fa ao anatinao ao
Misy lovasoa tena mamy koa
Dia ny feon-kira tena malagasy
Ka diniho ange fa tantarantsika izany
Fa henonao ny zava-tsoa aterany ao



Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jeanne Naly
Vangy : 1620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2018 18:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.285