Sakaiza (JEAN-NICO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakaiza saro-pidy mamiko ianao
Ka mafy amiko ny hanary
Tiako hiaraka amiko
Ka mijanona

Veloma ry ilay olon-tiako
Veloma antson ilay malala
Veloma ilay olon-tiako hatrizay
Vetesen’ireo ny mandrakizay

Nirifitra ianao tsy ho hita
Izay vita ko izay no dia vita
Ny veloma mahalasana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JEAN-NICO
Vangy : 726
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LAndrianasolo
Daty : 17/04/2019 11:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2335