You are here: home > Tononkira > Jeahisebele

Vara antaliföne (Jeahisebele)


Andro zoma maraindray
Le iaho misa gitaray
Kiririke ty taliföne !

I Fognane avao toy hoe re
Hitalily gny fahavoaza
Hagnambara gny haratia atoy

Ay aho neneko e !
Azondraha ty ndaty aminay agne
Handatsa-bato ampandevegnandraho
Marare aroftononkira.serasera.orgo iaho zao e !

Nay ty vara antaliföne
Hisafiry gny taolognolonjaza
Handeha agne sa handefa drala ?
Saforandamba ty mate
Fa izay ty lahats’ Andragnahare!




[(fomba fiteny izy io rehefa mandray téléphone hanambara vaovao amin'ny olona iray - fahoriana izy eto]

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jeahisebele
Mpamaky : 41
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 10/11/2017 21:25:09
ID : 10137

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo