Adama sy Eva (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namorona ndaty
’Ty Zanahare
Napetrae ao Edena
Tsy mba narare
Saha be vata ty nisy aze
Namorona ndaty
’Ty Zanahare
Efa ’ty Adama
Efa ’ty Eva
Efa izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 5050
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 18:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072