Maratra (Inox)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray aho malomaloka mandinika matsiaro ireo tambitambinnao
Tamin' ireny aho tsy nahalala akory tsy nahatsapa akory ny fitiavanao
Sangisangy rendrarendaranao fahiny efa dila be ny ranomasonao
Ka mampatsiahy ny fahiny fony isika mbola niaraka

Fiv:
Fa maratra aho maratra aho, fa tsy tiako ho fantatrao
Fa maratra aho maratra aho nefa afeniko aminao

Ankehitriny aho te hamerina satria mamy ny fahiny
Ampahafantariko aminao androany fa izaho anie mbola tia anao
Ka mba avelao, avelao aho mba hitia anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Inox
Vangy : 955
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 17/01/2019 22:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355