You are here: home > Tononkira > Inox

Marary ny foko (Inox)

Nataoko daholo izay tianao hatao
Amin' ny foko manontolo no hanekeko anao
Nefa ianao tsy milaza izay tianao ambara
Fa maninona ianao manao an' izao

Inona no mahatonga anao hanao toy izao
No Tsiky dia ampymahatonga anao ho' aho
Marary ny foko
Inona no mahatonga anao
Leo ahy ve ianao

Ity fombanao nankarary ahy izao
Ho rava ny antsika fa tsy ho tafita
Nefa ianao tsy miteny ka miaraka very
Fa maninona ianao manao an' izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Inox
Mpamaky : 82
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lucianahrandriam
Tamin'ny : 09/01/2019 21:12:41
ID : 11261

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo