Omeko anao ny foko (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitoetra Ato ampo mangina
Ho manankery ilay fitiavao
Lay mpamonjy be fitia
Fa Izay rehetra efa nomenao ahy tety
Ireo zavantsoa be dia be
Fa robidy eo aminy fiainako Izay mbola ho avy
Ankinoko eo aminao
Na fahoriana na Ireo olanako izay mianjady
Inoako fa mbola ho rava

Refrain)

Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako nafoiko ho anao

2fois)
Na raho viana ny fotoana hivereverenanao
Andriko na ho ela
Ety antany aho hanantanteraka Izay nodidiana
Miandry fona izay iaviana
Tsy mba ho resy na ho reraka na koa hoe ho kivy
Miandry lay famonjena
Refrain)
Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako nafoiko ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko

Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako nafoiko ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko
--------
Rohy:
Hevitra
imr'on ji ( 23/05/2015 11:20)
fiainako rehetra dia omeko an'i Kristy mpamonjy
imr'on ji ( 05/06/2015 09:32)
raha misy manana hevitra dia mba manolora hevitra arak'izay mety
hery ( 05/06/2015 10:22)
Mba andefaso mp3 hoe
marunasamura ( 09/06/2015 15:16)
ny tononkira aloha no nalefa aloha fa ny mp3 ao aoariana kely ao tsy ho ela
marunasamura ( 09/06/2015 15:17)
ho hitanao ao amin'ny youtube video
marunasamura ( 09/06/2015 15:18)
ho hitanao ao amin'ny youtube video
imr'on ji ( 17/08/2015 11:58)
efa ao amin'ny youtube ny audio nio hira io (titre omeko anao ny foko (imr'on ji )mankasitraka tompoko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 3125
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 23/05/2015 11:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077