Efa Indro izahay (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fanirina aloha mba ny hitotra
fa tsy sanatria hoe ny hanalavitra anao
ireo hadalana izay natao nanampina ny masoko
nanao izay tsy hafantarako anao

fa na dia mbola teo aza ireny rehetr'ireny
sanatria ny hoe ny hadino anao
fantatra ary koa na tsy miteny aho
dia inoako ange efa fantatrao

Refrain)


ka efa indro izahaaaaaaaaay
hivavaka aminaaaaaaaaaaao
fa melok'izahay (fa melok'izahay
fa tsy mendrika ho anao
voaloto ny fanahy( voaloto ny fanahy
vokatry zay natao

fa melok'izahay (fa melok'izahay
fa tsy mendrika ho anao
voaloto ny fanahy( voaloto ny fanahy
vokatry zay natao


2 fois)
inoako fa tsy mbola tara
raha miantso anao hanatrika ny fifonana
ataonay
hanafaka ireo heloka
izay manageja manavesatra ny fo amam-panahy

ka mba omeo hery aho f'efa resy
satria reraka ny ady izay natao
hivavaka mangina aho ankaherezo
anoloanao aho no mitalaho

Refrain)


ka efa indro izahaaaaaaaaay
hivavaka aminaaaaaaaaaaao
fa melok'izahay (fa melok'izahay
fa tsy mendrika ho anao
voaloto ny fanahy( voaloto ny fanahy
vokatry zay natao

fa melok'izahay (fa melok'izahay
fa tsy mendrika ho anao
voaloto ny fanahy( voaloto ny fanahy
vokatry zay natao.

ka efa indro izahaaaaaaaaay
ho an'lay mpaharinay
mivavaka aminao hey hey ie ie ie

efa indro izay mivavaka aminao izay mendrik'aja
efa indro izahay miavavaka aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 1195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 03/03/2015 10:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769