Efa fantatrao (Imagine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao tany am-ponao tany
Hita avy ety ivelany ety
Fa ny fitia, tena fitia
Tsy azo nafenina satria
Notazoninao dia nania

Rehefa tafahoatra ny ao am-po dia mitroatra
Ny fo anie mazàna dia voraboraka lasa tsy tàna
Raha sendra izany tadio izany
Fa ny fitia raha tazonina dia mankahia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Imagine
Vangy : 4748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 18/07/2002 11:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723