You are here: home > Tononkira > IBEmaso & Co

Bemaso e raho (IBEmaso & Co)


Omby kaozatina mahia.
Mahia mampalia tsy lelafin'ny namany e.
Mibarararara irery.
Mimaha tsy misy valiny e.

Bemaso e raho.
Mila jery.
Mizaha.
Manenty fanenty.
Maro maso Bemaso ô.
Bemaso e raho.

Oriory tsy mTsiky dia ampyanan-katao tsy mahalalao ô.
Isitahany, itsoahan'ny havany e.
Lahy votro olokolo fahatany.
Masikiny ilefasan'ny babany e.

Bemaso e raho.
Mila jery.
Mizaha.
Manenty fanenty.
Maro maso Bemaso ô.
Bemaso e raho.


Tonony sy feony : iBEmaso

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IBEmaso & Co
Mpamaky : 1004
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 12/05/2018 09:54:52
ID : 10600

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo