Aoka ihany (Iary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sa fitia, mampiady ? no atolotro ho ahy
Aoka ihany, aoka fa ho potika aho ka tsy ho sahy
Sa ianao no hanome, fitia tsy vokatry ny fo
Aoka ihany, aoka re ho leo aho fa aleo mande

Ref:
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba nijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa ndray re mba mitady
Aoka ihany aho ho irery
Tsy te hitia fa mba mijery
Ra taitra ianao dia azafady!
Any ankafa indray mandadilady

Sa fitia kitoatoa no kasainao atao
Aoka ihany, aoka aloha, aleo aho amin'izao!
Sa fitia tsy latsa-paka, fa tendro-molotrao ihany
Aoka ihany, aoka fa,any ankafa aho tsy manontany!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iary
Vangy : 3334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 30/05/2016 10:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071