FOTSY VOLO (I S A L O)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FOTSY VOLO

Lazaina fa soara Razoky
Kanefa dia tête de liste
Ny volo efa tapitra fotsy
Izy koa tsy manaiky ho gisitra !
Hananan’leiry raha ny saosy
Ny vam maro ny type
Mivanàka ry zandry bôgôsy
Fa asesin-drazoky ny sipa !

Fa na fotsy daholo ny volony
Na sola be aza ny lohany
Tsy aral’ éla raha ny reviny
Tandremo tsy màka ny heviny !!!

Ndeha hiasa amizany ry Kala
Alaina ami-daba Sierra
Misatil kely sao mahalala
Menatra ihany devant
Dia rangitra be ry leirony
Tsy mahazaka ny akamaroany
Namorona vazo tsy fidiny
Mba hanala in-jato ny ngidiny !

Ref

Mahagaga tokoa raha lazaina
Fa soara ireo fotsy volo
Kanefa ny bandy tanora antenaina
Mandoko azy io manontolo
Betsaka koa moa ny sola
Na antitra io na tanora
Ny sasany coco rasé
Ireny koa ve dia soara ê !

Groupe ISALO
(032 04 17 770)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : I S A L O
Vangy : 2375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 14/02/2002 11:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742