You are here: home > Tononkira > HIRAH

Tontolo iainana (HIRAH)

Setroka sy afo mandoro no hany sisa iainanao
’Reo ala rehetra simba avokoa toa mahagaga
Ringana sy may ihany koa ny tontolo iainanao e
Toa karakaina maina avokoa moa ve fantTsiky dia ampyatrao

Asio fisainana kely ny atao
Hahatsara ny tontolo iainanao
Fa ny fisainana tery ialao
Simba indray ny ho avinao
Io tontolo io anie natao
Anio ary ho mandrakizay
Hiadanantsika indray(2fois)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : HIRAH
Mpamaky : 2823
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 16/09/2005 07:04:05
ID : 3272

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo