You are here: home > Tononkira > HIRAH

Namako (HIRAH)

Namako ianao , n’aiza n aiza misy anao
Namako ianao n’inona n’inona atao
Tsy ny hira ihany anie
F ’ireo fiarahana hatram’ izay
No hery izay hampiray
    ref: fa tena namako ianao
           na ory koa na faly
           na mahantra sy mijaly
           tsarovy fa tsy irery ianao
           fa misy akama any ho any
           tsy manadino tononkira.serasera.organao , hamalifaly anao
           raha sendra ady
Namako ianao , izarako ny hafaliako
NAmako ianao, manala indray y fahoriako
Tsy hira ihany anie
Fa ny fisainana andro iray
No hery izay ampiray
           ref: fa tena .....
   Ny eritreritro anie
   Tsy anariako anao ombieny
   Fa ny hafa mety handratra
   F ’ izaho namanao
          ref: fa tena namako ianao .......( 2 foi)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : HIRAH
Mpamaky : 12630
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : 12
Tamin'ny : 21/10/2006 14:02:13
ID : 3960

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo