Angamba (Henri Ratsimbazafy)

Mpihira : Henri Ratsimbazafy
Mpamaky : 1764
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 22/02/2002 00:01:56
ID : 577

Angamba tsy hadisoako
raha toa injao tsaroako
mientanentana ny ao am-poko
ka taitra lalovanao

Angamba tsy fahotana
raha toa tsy mety tana
ny nofinofiko lasa mazàna
miantefa any aminao

Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.

Satry foana

Henri Ratsimbazafy
1990

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo