Nampanantena (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampanantena izy fa hiteotra eo anilako foana
Kinanjo anio dia nilefa, ny foko indray no nisaona
Fa ny anio tsy ho ampitso, hafa koa ny omaly
Kanjo io fitiavanao io, no indro tonga nampijaly
Omaly aho faly loatra, ny tany toa paradisa
Anio miondrika ny loha, misaina sy mamisavisa
Nilaozanao aho anio, akanga saraky ny ala
Zaza nilaozan-tsakaiza, ho aiza intsony moa nilaozan'ny hazavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 3331
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakopl
Daty : 23/03/2015 19:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024