HIRA TSOTRA (Hantatiana)
Mpihira : HantatianaMpamaky : 1128
Nampidirin'i : Naly Randria
Tamin'ny : 20/11/2001 01:11:25
ID : 339 Hira tsotra no atao
Hira tena avy ao am-po
Rehefa novonjena ianao
Io no masaka ao an-doha
Ref. :Io no hira fiderana
Zay maneno ny ao am-po
K’asandrato ny hosana
Tsy mba manam-paharoa
Amin’ny andro fifaliana
Io no hira avy ao am-po
Amin’ny andro fahoriana
Io no masaka ao an-doha



