FETIM-PIANAKAVIANA (Hantatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Hantatiana
Mpamaky : 1309
Nampidirin'i : Naly Randria
Tamin'ny : 02/02/2004 20:36:34
ID : 2246

Imprimer Facebook Facebook


Na ny ankizy na ny tanora, ny lehibe
Dia mety ahita fifaliam-be
Fa dia fetim-pianakaviana ny anio
Nefa kosa ho fety madio

Dia ilay fampakaram-bady tao Kanana
Ilay natrehan’i Jeso o!
Dia ilay fety nahitana fahagagana
Nampifaly ireo nasaina tao

Amin’izao androm-pifaliana izao
Ninoninona atao
Dia hiriko handray anjara ianao
Koa ’ndeha hilalao

Na nakizy na ...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo