You are here: home > Tononkira > Hantatiana

Faly aho manana anao (Hantatiana)

Faly aho fa manana anao
Tompoko Andriamanitro
Ianao irery hatramin'izao
No sahy nanome toky hoe:

Ref: Aza matahotr'ianao
Fa homba anao aho
Ary aza mierikerika foana
F'izaho no Andriamanitrao
Fa na dia mandram-pahTsiky dia ampyantitrao
Dia tsy hiova aho
Mandram-pahafotsy volo anao
Dia hisahiran'aho
Izaho no nanao anao
Sy nitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka

Raha sendra adim-panahy
Ty zanakao ka be ahiahy
Injay manako ao am-poko izao
Ilay teny mamy nataonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hantatiana
Mpamaky : 2766
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : art tia
Tamin'ny : 01/04/2016 19:13:27
ID : 8212

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo