Tokiko (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Indro Jesô ny tànako
mitsotra hihazona, hamikitra aminao
Ka itodiho, mba raiso koa,
tano tsy ho rendrika ity zandrinao.

Ny sandrinao no hifaharako, ny elatrao no homba ahy.
Ny faniriako ho eo anilanao fa iaTsiky dia ampynao no tokiko.
Ka atolotro ho anao ny fo sy fanahiko.

Tompo tsy toha, ianao mpamindra fo,
Ianao no mitantana ny diako mba ho tody.
Na maizina ny làlako,
tsy hiverin-dàlana aho fa tokiko Ianao!

Tonony sy feony: RAMANANTSOA Saulomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 284
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : Ridza95
Tamin'ny : 16/03/2018 11:11:55
ID : 10469

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo