Mitsangàna, mihazavà (Hira fanevan'ny Antoko mpihira Hanitr'Oliva) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

1.Mitsangàna, mihazavà fa efa tonga ny fahazavanao
Mijoroa ka mizarà ilay mazava vaovao

Mitsangàna ianao,eny mba ho hery vaovao
Raiso koa ka tontosao ireo adidinao

Hanitr'ôlivatononkira.serasera.org mijoroa! ka torio ilay teny soa
Fa ny herin'ny Tsitoha hiaro anao mba tsy hikoa.

2.Aza miandry intsony ianao fa efa izao no fotoana
Mety handrosoana hanefanao ny asanao.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 290
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : Ridza95
Tamin'ny : 19/03/2018 10:39:45
ID : 10476

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo