MITONIA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Misy fanantenana vaovao ho anao izay miaritra sy ory
Fa indro ilay hazavana iray naposaka mba ho anao mandrakizay

Ny fonao vonton-tomany, misento fatratra mba tonio.
KoaTsiky dia ampy atrakao anio ny lohanao hibanjina ilay mazava vaovao

Nofy, zava-mandalo ihany koa, tsy mba haharitra ny tany
Tsy misy zava-mahafapo, tsy misy soa afaka itokisana


Nanoratra: RAMANANTSOA Salomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 237
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : Ridza95
Tamin'ny : 16/03/2018 11:12:05
ID : 10467

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo