Mankasitraka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Misaotra eram-po sy eran-tsaina Tompo ô.
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay Ry Jesoa Kristy ilay malalanay, maty noho ny fitiavana ahy.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitrak'e ry be indrafo.Mamiko loatra e ny  fitiavanao.

Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatononkira.serasera.orgtiko.Fa masina loatra ny anarany sady mahagaga ny asany.

Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitraka e ry be indrafo,mamiko loatra ny fitiavanao.

Atolotro ny foko ho lapanao.
Ka raiso re ry Tompo, anjakao.
Aoka ianao no handidy sy hanapaka manomboka anio,tsy hitsahatra.


Tonony sy feony:ANDRIANANJA Liantsoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 170
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ridza95
Tamin'ny : 13/08/2018 17:47:38
ID : 10875

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo