Miverena fa irery aho (H. Prisca)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza ny tsy anilanao
Tsaroko banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy ahitako anao
Tomany foana ny atao
Ireo teny mamy tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao

Ref:Miverena e! Fa irerey aho,
Sasa miandry manina anao
Miverena e! Ory anao ny foko ty!
Miverena ka modia

Ianao ilay nantenaiko
Tsy hivadika naovina
N'inona n'inona ho zakaiko
Ianao ilay nitokiana
Ary ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria,
Fa safidy ny ho tia
Anilanao anie ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : H. Prisca
Vangy : 4203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 27/11/2015 11:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722