HIRA FIDERANA (GROUPE SARIHKA)

Mpihira : GROUPE SARIHKA
Mpamaky : 6427
Nampidirin'i : kalie
Tamin'ny : 01/09/2005 00:13:00
ID : 3234

HIRA FIDERANA

Raha ny hira fiderana
Tsy mba manam-petra
N’aiza n’aiza eran-tany
Io dia mitoetra
Ireo hira fiderana
Manala sorisory
Mitsangana, mihazavà, mifohaza f’aza matory

Fa raha tojo alahelo ianao
Tsy mahita izay hatao
Dia ilay hira fiderana
No hamalifaly anao

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo