You are here: home > Tononkira > Groupe MANRESE

TSY MANAM-PAHATAPERANA NY FITIAVANA (Groupe MANRESE)



1- Ny finoana an’Andriamanitra
No antoka ahazoana ny tena fiainana.
Tsinontsinona anefa ny olombelona,
Rehefa tsy entanim-pitiavana.

Tsy manam-pahataperana ny fitiavana,
Ny finoana sy fanantenana, dia avy aminy.
Tsy manam-pahataperana ny fitiavana,
Izy telo ireo no mitoetra,
Fa ny fitTsiky dia ampyiavana (2) no lehibe indrindra.

2- Ny fanantenan’olombelona
Dia mba ho tody am’ilay nampanantenan’ny Ray.
Tsinontsinona anefa ny fiainana
Rehefa tsy entanim-pitiavana


3- Ny fitiavana marina tokoa :
Faharetana, mora fo,
ary koa mahafoy ny tena.
Tsinontsinona anefa ny asantsika
Rehefa tsy entanim-pitiavana.

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 13:34:56)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe MANRESE
Mpamaky : 895
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gm10
Tamin'ny : 06/01/2015 14:18:58
ID : 7041

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo