You are here: home > Tononkira > Groupe MANRESE

INDRAFO (Groupe MANRESE)

INDRAFO
Amorony fo madio aho, ry Tompo tianay,
Mba tsy hivadika amin’ny fitiavanao,
Sasao ny hadisoako, diovy ny fahotako,
Satria ny indrafo no siTsiky dia ampytrakao (in2).

1 – Omeo fo mifamela,
Omeo fo mandefitra,
Tsy misy olo-marina tokoa ‘zahay.

2- Toroy hahatsapa tena,
Toroy hahay hibebaka,
Dia ho zanakao tokoa ‘zahay.

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 13:33:04)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe MANRESE
Mpamaky : 487
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gm10
Tamin'ny : 02/01/2015 09:16:55
ID : 6916

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo