TSARA JEHOVAH (GROUPE IDEALY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrehy ny ankaton'ny zavaboahary
Ireo zava-maniry miloko maitso mavana
Ny vorona misiotsioka
Manandratra ny feo lia
Araka ny karazany

Ny rano kosa
Ny rivotra manontolo
No mamelona,manazava ireo tontolo

Andramo ka izahao
Fa tsara Jehovah
Mamelona sy manasoa
Ny tany hionenana
izay manana ny harena
Harem-pahasoavana
Mampanantena
Fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GROUPE IDEALY
Vangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Souki youki Nary
Daty : 03/03/2017 13:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734