You are here: home > Tononkira > Groupe Harison

Mahagaga Jesosy! (Groupe Harison)

     MAHAGAGA JESOSY!

-Maro dia maro,tsy tambo isaina intsony
Raha ny fahagagana t@izao tontolo izao
Na izaho sy ianao aza,dia tsy mba hary akory
Fa teo ilay nahary izao rehetra izao


Ref: Fa te hihira foana ny fanahy ato anatiko hoe:Mahagaga ianao.
      Ny zava-Tsiky dia ampydrehetra manaiky avokoa satria:Mahagaga ianao.
      Toa tsy haiko intsony ny hangina,asandratro ambony fa:Mahagaga ilay Jesosiko!


-Tsy kobaka am-bava,tsy anganongano sanatria.
Raha ny fahagagana izay nataony tamiko
Voasasany ireo otako,mahatsiaro sambatra aho.
Niova ny tantaram-piainako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe Harison
Mpamaky : 70
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rivomanana6263
Tamin'ny : 18/03/2019 22:02:24
ID : 11485

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo