Arotsahy (Groupe FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o!
arotsahy aminay
lay fanahy masinao
mba hameno anay
fenoy ny herino zahay hisandratan'ny voninahitrao

Hotoriana eto izao
ny fitiavanao sy ny fahatsaranao
manatreha anay x3
mamenoa anay x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANA
Vangy : 1279
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 28/01/2016 12:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0756