IZY 'LAY MAHERY (Groupe Ba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tapina aza ny lalana avy any avaratra
Na tapinaazanylalanaavy any atsimo
Na de manaoizay ho hafanyazanydevoly
Jesosinaymanokatralalanaavy any ambony
Na tapinaazanylalanaavy any andrefana
Na tapinaazanylalanaavy any atsinana
Matokyizahaykatsymisyatahoranayakory
Jesosinaymanokatralalanaavy any ambony
Ohohoh

Izy ilay mahery izy ilay mahagaga
Izy ilay mpanjaka tompon'ny hery
Manampahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy zava mahagaga tsy hainy ataony aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Ba
Vangy : 5078
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 15/11/2018 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.305