NDAO TIKA (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao tika mba hivavak’e !
Hamonjena ‘ty vatatik’e !
Longo soa efa nanavotse !
Jesousy avao, ‘ty Mpanafak’e !

Iavao Jesousy longosoa!
Nolefon’tamy hazofijale!
Vinango lefon’ity Jesousy!
Hanafake ty kananike!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Vangy : 968
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758