Nilaozany (Green)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Green
Mpamaky : 573
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 05/12/2011 23:43:31
ID : 6043

Imprimer Facebook Facebook
Efa ela izay no tsy nihaona izaho sy ianao
Fa navelan’ny volana sy taona hifanadino
Ny fahatsiarovana kosa tsy voafehiko izany
Mitamberina ato an-tsaina ireo  natao taloha

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
Fa mandeha lava izao mifamahofaho
Ny tany ange ka mihodina hiaona indray andro any
Miandry anao irery aho hatrany²

Efa fantampantatro mantsy io toetranao io
Olona mora sosotra izay raha vao mba mifamaly
Efa ela ihany koa angamba izay niarahantsika izay
Hitako efa tofoka ianao hany ka nandao

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
………….


Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo