Zava-misy (Getragetra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa ny olona dia mitovy zo
Draidraina koa fa hoe mitovy loha
Miaraka hatrany
Kanefa ireo zava-misy eto an-tany
Dia nahatonga ahy hanontany moa ve marina izany ?

Toloko, tomany sy ratra
Manenika ny eto an-tany
Ka be ireo rendrika
Mila vonjy ka miantsoantso hoe
Tompo ô aiza Ianao ?

Inoana fa ireo nijaly toy izany
Raha toa ka mbola eto an-tany
Indray andro any hifaly
Ho foana ireo hirifiry sy jaly
Ka ny lasa hanjary nofy ratsy mandalo
--------
Rohy:
Hevitra
azteca ( 25/03/2019 06:33)
Dradraina koa fa hoe Ny Tsitoha
dia marina hatrany ...
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Getragetra
Vangy : 1463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2019 09:45
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1326