You are here: home > Tononkira > GAFLI

Ny tsara indrindra (GAFLI)


Ny tsara indrindra no efa nomenao
Dai i jesoa ilay lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho famonjena ny anarany

Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sytononkira.serasera.org nalatsa-dra
Niaritra ny mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana ny tany mba ho soa

Ny tsara indrindra no nirahinao
Dia ilay fanahy,fanahy masinao
Nomenao ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : GAFLI
Mpamaky : 155
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gafli
Tamin'ny : 12/09/2017 18:37:08
ID : 9989

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo