Lasa (Funky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay fitarainako
Tsy manjary intsony ny fiainako
Indrisy mantsy izy tsy hiverina intsony
Lasa nandeha niakatra any ambony
Indrisy malahelo azy aho izany
Ranomasoko miraraka maihamafy hatrany.
Eny tsy maitsy andeha fa tampoka loatra
Lasa nanadeha lasa any ankoatra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Funky
Vangy : 2275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 03/10/2003 17:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4939