Falifaly ery (Fred Ranoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ery ianao
Mirana sy ravo koa
Ka ny tiana tsy mandao
Dia hisinda ny manjo

Fa sorena foana ianao
Raha singan-drery koa
Ory lava izao
Tsy afa-mihomehy
Malomalooka tarehy

Tsapanao fa izao fiainana izao
Manadala mahavery
Raha toa mandeha irery
Fantatrao, tondro tokana tsy mahazo hao
Fa ny hasambarana
Ny miara-dalana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fred Ranoa
Vangy : 3043
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/02/2016 16:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3481