You are here: home > Tononkira > FIYAH

tokam-po (FIYAH)

Ity misy hafatra kely mba ho azy
Ento any aminy
Malahelo anao izy hono hoe :
Fa sasa-miandry

Tsy mahasoratr'izy hono hoe
Fa aza malahelo ianao
Fa tampoka taminy hoe
Izao ora izao

   Na lavitr'aza no misy anao
   'Lay fitiavako tsy mba mety lao
   Fa tokako tahaka ny siny any an'olo-tinao
   tononkira.serasera.orgTsarovy fa na ny anaranao
    Miraikitr'ato am-po lalandava
    Ary aza dia lasa fisainana loatra ianao
    F'izao tianao

Lay fitiavako anao hatrizay
Dia tsy miova intsony
Ary mbola toy ny taloha
Ilay fitia

Raha tsy eo anilako ianao
Dia tsarovy foana hatrany
Na misy aza ny elan-tany
Ilay fitia ef'anao

Na lavitr'aza...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FIYAH
Mpamaky : 740
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : meyeur
Tamin'ny : 11/01/2018 08:07:20
ID : 10261

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo