DIA LASA IANAO (Firmin)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Firmin
Mpamaky : 1786
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 19/02/2008 14:01:09
ID : 5010

Imprimer Facebook Facebook
Dia lasa ianao, fa tsy tamàna
Dia lasa ianao, nandao ity tanàna
Dia lasanao, ’lay hafanana
Tsy navelanao, ’zaho irery niala fa...
Efa nataoko ihany ny hisakanana ano,
F’ianao tsy nety hatr@izao

           Ref.: Tampoka be ny nandehananao
                    Rehefa vita izay natao
                    Izao mitapify mbola tia
                    K’aza avela toy izao
                    Izaho ’lay mbola ankafy
                    K’aza ilaozanao @zao

Ny ranomaso miangona
Namela ratra tao am-po
Ka ny ho avy malomaloka
Fa nilaozanao, mba ho aiza moa
Ka ny tomany sy ny halaheloko
Ho any @iza, ho hateriko

                 Ref.: ( 2x )

                

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo