Ny foko no mifaly fa navotana (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Ny foko no mifaly fa navotana
Voaheloka ho very fa nafahana
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voavotra

ref: Tsy ny ety no ifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra ary

Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ota izay nofinidiny
Tsy andovany zava-tsoa
ref: ...

Adidiko ny andray farango fintana
Harato izay azoko ho entina
Hamory olona ho ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
ref: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANA
Vangy : 2341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : poups5
Daty : 10/03/2014 11:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0922