AZA MORA RESY (Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy")


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"
Mpamaky : 205
Nampidirin'i : nalaina
Tamin'ny : 25/01/2012 09:57:56
ID : 5971

Imprimer Facebook Facebook
AZA MORA RESY

Ianao aza mora resy                                                                  
Izao no ankason’ny tany
Mitrakà f’aza mba mety
Miezaha f’aza tomany

Tsarovy n’inoninona hitranga
Raha Jeso no eo anilanao
Dia ny lanitra ho manga
Raiso Izy meteza ianao

Ref     Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao

Izy no efa tia hatrizay e!
Sakaiza nanolotra ny Ainy
Fitiavana mandrakizay e!
Ny fahotanao dia nolanjainy


Ref     Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao

    

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo