Batrelaka (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatamana e
Tànananay e
Tànananay e rô
Mahay misôma an
Mahay misôma an
Sôma taloha

Tsapiky ny agny atsimo akagny
Tsapalôko ny agny avaratra agny
Batrelaka ny antignanagna
Atsika jiaby mandihy salegy
Eh Eh Eh Eh
Eh Eh Eh Eh

Mahatamana e
Tànananay e
Tànananay e rô
Mahay misôma an
Mahay misôma an
Sôma taloha

Tsapiky ny agny atsimo akagny
Tsapalôko ny agny avaratra agny
Batrelaka ny antignanagna
Atsika jiaby mandihy salegy
Eh Eh Eh Eh
Eh Eh Eh Eh

Mpivahiny lavitra e
Mahatsiaro tanindrazagna
Alim-panjava mamory havagna
An-tokontany araiky
Misôma salegy
Basesa na tsapiky
Batrelaka
Tsy avelaaaa
Maha ngomangoma zaho
Maha te hody e iaaaa

Eeeeeeehhhhh
Eh Eh Eh Eh Eh Eh
Eeeeeeehhhh Anhaaaaaaaaa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 2689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mamajey
Daty : 26/04/2018 17:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.408