Toa very hevitra (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa very hevitra izato ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy ireo namana
Ref: N'aiza n'aiza misy anao
N'inona inona hatao
Jesosy anie ts handao anao
Fa ianao no nanda , ilay fitiavana
Feno hery sy fahasoavana
Toa very ve ny fanantenanao
Tsy misy lalana hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy anao
Antsoy izy dia ho valiany ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO MIRAY
Vangy : 1442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : marosandyheritiana
Daty : 29/11/2016 14:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069