O ry Ray mpiaro ahy (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))

O ry Ray mpiaro ahy,resinao ny ahiahy
rakotr'aizina aho no nazavainao
O ry Ray mpiaro ahy

Ref:
Tompo no tompon'izao rehetr'izao
ho ento aho ho eo anilanao
Ambany elatrao no hisy ahy
mba ho isan'ny olonao

O ry Ray zay be fitia,izaho ilay ondry nania
notolotononkira.serasera.orgranao famindrampo aho
O ry Ray izay be fitia

ref:
................;

O Fanahy tongava ianao,mitariha ny fiainanay
Midina eto Ianao mba hamoha anay
O Fanahy tongava ianao

ref:
.................

O ry Ray mpiaro ahy,resinao ny ahiahy
rakotr'aizina aho no nazavainao
O ry Ray mpiaro ahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)
Mpamaky : 199
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mahandritiana
Tamin'ny : 13/07/2017 07:08:46
ID : 9764

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo