Noho ny Fitiavanao (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))

Tompo O!inty aho,ny foko ovay havaozy;
Ka ny fahasoavanao hikoriana amiko
Tompo O!fantatro fa ny halemeko rehetra
Dia ho foana izao noho ny fitiavanao

ref:
fihino aho amin'ny fitiavanao
ho eo akaiky,ho eo anilanao
raha miandry anao,dia ny elatrao no tononkira.serasera.orghiakarako
toy ny voromahery tarihin'ny Fanahy
ho amin'ny fitiavanao

Tompo O! ampahirato ,ny masoko hahita anao
ho fantatro ao am-poko fa tia ahy Ianao
Tompo o!ovay ny saiko ka ny sitrakao no hiriko
Ho fiainako isan'andro, noho ny Fitiavanao

Ref:
............................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)
Mpamaky : 258
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mahandritiana
Tamin'ny : 13/07/2017 07:08:28
ID : 9763

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo