You are here: home > Tononkira > FeniiH

Eo ihany (FeniiH)

Natao, natao, natao ouh oh ouh...
Ho anao, ho anao, ho anao  ouh oh ouh...
Natao ity hira ity mba hampifalifaly anao
Nataoko izy ity mba hampitony ny fonao
Hanadinoana ireo rehetra izay mankaleo
Ka ny olanao ary havalony hatreo

refrain:
'Ndao handihy, hifaly, hanalazy (Ankanfy)
'Ty vazo ty ankao fy ankipio mason-dry
'Ndao handihy, hifaly, hanalazy (Ankanfy)
'Ty vazo ty ankao fy ankitononkira.serasera.orgpio mason-dry
Eo ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany....

Andao ianao ho entiko any évasion
Andao ianao ho entiko any izao diény izao
Ny henatrao hialao fa tsy misy hitsara anao
Ataovy izay dihy mety mapa- alaise anao.
Andao ianao ho entiko any évasion
Andao ianao ho entiko any izao diény izao
Ny henatrao hialao fa tsy misy hitsara anao
Ataovy izay dihy mety mapa- alaise anao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FeniiH
Mpamaky : 72
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : feniih
Tamin'ny : 10/07/2018 11:02:18
ID : 10716

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo