You are here: home > Tononkira > FEMIMA

Vola (FEMIMA)

Ny foko manontolo omeko anao ry tompo
Mba henoy re ny feo nitalahoako
Tsy afaka miasa ny vatatenanay
Raha tsy ianao no manome hery ho anay

fiv: ento moramora
      ny fitiavam-bola
      tsy hanaradia antsika ny vola
      raha tonga ny ora
      ety antany ekena fa vola no mahery
      fa any andanitra any ny vola dia tsy manan-kery

Raha misy panambola dia hisandratra eo amtononkira.serasera.orgbony
Fa izay no ilainy mahafaly ny fony
Amin'izay le mafy ady voatery miafiafy
Na andeha ampiangonana aza dia faly miafy

Tanora ianaoary ary tena tovolahy
ka zatra manenjika ireo tovovavy
Raha azonao atao mifidiana anakiray
Dia tonga dia ataovy raharaha mariazy

Tanora ianao ary tena tovovavy
ka zatra manenjika ireo tovolahy
Tandremo ry tanora ny kamarady ratsy
Matetika izy ireny mampivarina any ankady

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEMIMA
Mpamaky : 3656
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : shcwarzeneric
Tamin'ny : 01/04/2016 13:52:44
ID : 8211

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo